|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Aristobola

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 1.10 Amin' ny taona fahavalo amby valopolo amby zato. (Taratasy faharoa) Ny aty Jerosalema sy Jodea, ny parlamenta sy Jodasa manoratra ho an' i Aristobola, mpanolo-tsain' i Ptolemea mpanjaka, isan' ny fianakavian' ny mpisorona voahasina, sy ho an' ny Jody any Ejipta : Arahaba ! Fiadanana ! En l' année 188. Ceux qui sont à Jérusalem et ceux qui sont en Judée, le sénat et Judas, à Aristobule, conseiller du roi Ptolémée et issu de la race des prêtres consacrés, aux Juifs qui sont en Egypte, salut et bonne santé.

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
...............
Rom / Rm 16.10 Salute Apelles approved in Christ. Salute them which are of Aristobulus' household. Veloma amin' i Apela, ilay efa voazaha toetra ao amin' i Kristy. Veloma amin' ny ankohonan' i Aristobolo. Veloma any amin' i Apela, mpanompo mahatokin' ny Kristy. Veloma any amin' i Aristobola mianakavy. Saluez Apelle, qui a fait ses preuves dans le Christ. Saluez les membres de la maison d' Aristobule.