|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Netofà

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 23.28 Zalmon the Ahohite, Maharai the Netophathite, Zalmona Ahohita, Maharay Netofatita, Selmona, Ahohita; Maharaia avy any Netofah; Çalmon, d' Ahoh. Mahraï, de Netopha.
2Sm / 2Sam 23.29 Heleb the son of Baanah, a Netophathite, Ittai the son of Ribai out of Gibeah of the children of Benjamin, Haleba, zanak' i Bana Netofatita, Itahy, zanak' i Ribay, avy any Gibean' ny taranak' i Benjamina, Heleda zanak' i Baanà, avy any Netofah; Etaia zanak' i Ribaia, avy any Gabaan' ny taranak' i Benjamina; Héled fils de Baana, de Netopha. Ittaï fils de Ribaï, de Gibéa de Benjamin.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 25.23 And when all the captains of the armies, they and their men, heard that the king of Babylon had made Gedaliah governor, there came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan the son of Careah, and Seraiah the son of Tanhumeth the Netophathite, and Jaazaniah the son of a Maachathite, they and their men. Ary nony ren' ny komandin' ny miaramila rehetra mbamin' ny olom-peheziny avy fa Gedalia no notendren' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ho mpanapaka, dia nankany amin' i Gedalia tany Mizpa Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa Netofatita, ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Ren' ny lehiben' ny isan-toko-miaramila, dia izy sy ny olom-peheziny avy, fa hoe Godoliasa no voatendrin' ny mpanjakan' i Babilona ho mpanjaka, dia tonga nanatona an' i Godoliasa tany Masfà izy ireo: Ismaela zanak' i Nataniasa; Johanana, zanak' i Karea; Saraiasa zanak' i Tanehometa avy ao Netofà, ary Jezoniasa zanak' ilay Maakatiana, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Tous les officiers des troupes et leurs hommes apprirent que le roi de Babylone avait institué Godolias gouverneur et ils vinrent auprès de lui à Miçpa : Yishmaèl fils de Netanya, Yohanân fils de Qaréah, Seraya fils de Tanhumèt, le Netophatite, Yaazanyahu, le Maakatite, eux et leurs hommes.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.54 The sons of Salma; Bethlehem, and the Netophathites, Ataroth, the house of Joab, and half of the Manahethites, the Zorites. Ny zanakalahin' i Salma dia Betlehema sy ny Netofatita sy Atrota-beti-joaba ary Hatsi-hamanatita sy ny Zoraita Zanakalahin' i Salmà: Betleema, sy ny Netofatiana, Atarota-Beta-Joaba, ny antsasaky ny Manaktiana, ny Sareana, Fils de Salma : Bethléem, les Netophatites, Atrot Bet-Yoab, la moitié des Manahatites, les Çoréatites,
...............
1Tt / 1Tan 9.16 And Obadiah the son of Shemaiah, the son of Galal, the son of Jeduthun, and Berechiah the son of Asa, the son of Elkanah, that dwelt in the villages of the Netophathites. ary Obadia, zanak' i Semaia, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona, ary Berekia, zanak' i Asa, zanak' i Elkana, izay nonina tamin' ny vohitry ny Netotatita. Obdià, zanak' i Semeià, zanak' i Galala, zanak' Iditona; Barakià, zanak' i Asà, zanak' i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan' ny Netofatiana. Obadya, fils de Shemaya, fils de Galal, fils de Yedutûn, Bérékya, fils d' Asa, fils d' Elqana, qui demeurait dans les villages des Netophatites.
...............
1Tt / 1Tan 11.30 Maharai the Netophathite, Heled the son of Baanah the Netophathite, sy Maharay Netofatita sy Heleda, zanak' i Bana Netofatita, Maharaì, avy any Netofà; Heleda zanak' i Baanà, ary Netofà; Maheraï de Netopha, Héled fils de Baana, de Netopha,
...............
1Tt / 1Tan 27.13 The tenth captain for the tenth month was Maharai the Netophathite, of the Zarhites: and in his course were twenty and four thousand. Ny fahafolo, ho amin' ny volana fahafolo, dia Maharay Netofatita, isan' ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. Maraì avy any Nefotà amin' ny fianakavian' ny Zarahita no fahafolo, ho amin' ny volana fahafolo; ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. Le dixième, affecté au dixième mois, était Mahraï de Netopha, un Zarhite; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.
...............
1Tt / 1Tan 27.15 The twelfth captain for the twelfth month was Heldai the Netophathite, of Othniel: and in his course were twenty and four thousand. Ny faharoa ambin' ny folo, ho amin' ny volana faharoa ambin' ny folo, dia Helday Netofatita, isan' ny taranak' i Otniela; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. Holdaì avy any Netofà, amin' ny fianakavian' i Otoniela, no faharoa ambin' ny folo, ho amin' ny volana faharoa ambin' ny folo, ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. Le douzième, affecté au douzième mois, était Heldaï, de Netopha, d' Otniel; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.22 The men of Netophah, fifty and six. ny mponina tany Netofa dia enina amby dimam-polo; enina amby dimampolo ny mponina tao Netofà; les hommes de Netopha : 56;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.26 The men of Bethlehem and Netophah, an hundred fourscore and eight. Ny mponina tany Betlehema sy Netofa dia valo amby valo-polo amby zato; valo amby valopolo amby zato, ny mponina tao Betleema sy Netofa; les hommes de Bethléem et de Netopha : 188;
...............
Neh / Ne 12.28 And the sons of the singers gathered themselves together, both out of the plain country round about Jerusalem, and from the villages of Netophathi; Dia niangona ny mpihira avy tamin' ny tany lemaka manodidina an' i Jerosalema sy ny avy tamin' ny vohitry ny Netofatita Nivory ny zanaky ny mpihira, avy eny ambanivohitra manodidina an' i Jerosalema, avy any an-tanànan' ny Netofatiana, Les chantres, fils de Lévi, se rassemblèrent donc, du district qui entoure Jérusalem, des villages des Netophatites,

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 40.8 Then they came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan and Jonathan the sons of Kareah, and Seraiah the son of Tanhumeth, and the sons of Ephai the Netophathite, and Jezaniah the son of a Maachathite, they and their men. dia tonga tany amin' i Gedalia tany Mizpa izy, dia Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana sy Jonatana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa, sy ny zanak' i Efay Netofatita ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia izy ireny sy ny olom-peheziny avy. dia nanatona an' i Godoliasa, tany Masfà izy ireo, izany hoe, Ismaely, zanak' i Nataniasa, Johanana sy Honatana, zanak' i Karea, Seraiasa, zanak' i Tanehometa ireo zanak' i Efoì, sy Netofà, ary Jezoniasa, zanak' ilay Moahatiana, dia ireo mbamin' ny olom-peheziny avy. Ils vinrent auprès de Godolias à Miçpa : Yishmaèl, fils de Netanyahu, Yohanân et Yonatân, fils de Qaréah, Seraya, fils de Tanhumèt, les fils de Ephaï le Netophatite, Yizanyahu, fils du Maakatite, eux et leurs hommes.