|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Zebedeì

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
Jos 7.1 But the children of Israel committed a trespass in the accursed thing: for Achan, the son of Carmi, the son of Zabdi, the son of Zerah, of the tribe of Judah, took of the accursed thing: and the anger of the Lord was kindled against the children of Israel. Fa ny Zanak' Isiraely nandika ny didy ny amin' ny zavatra voaozona; fa Akana, zanak' i Karmy, zanak' i Zabdy, zanak' i Zera, avy tamin' ny firenen' i Joda, naka tamin' ny zavatra efa voaozona, ka dia nirehitra tamin' ny Zanak' Isiraely ny fahatezeran' i Jehovah. Nanao fahadisoana momba ny anatema ny zanak' Israely; fa naka tamin' ny zavatra natao anatema i Akàna, zanak' i Karmi, zanak' i Zabdì, zanak' i Zare, tamin' ny fokon' i Jodà, ka nirehitra tamin' ny zanak' Israely ny fahatezeran' ny Tompo. Mais les Israélites se rendirent coupables d' une violation de l' anathème : Akân, fils de Karmi, fils de Zabdi, fils de Zérah, de la tribu de Juda, prit de ce qui tombait sous l' anathème, et la colère de Yahvé s' enflamma contre les Israélites.
...............
Jos 7.17 And he brought the family of Judah; and he took the family of the Zarhites: and he brought the family of the Zarhites man by man; and Zabdi was taken: Dia nitondra ireo fokon' i Joda izy; ka ny fianakavian' i Zera no notanana; dia nampanatona ny fianakavian' i Zera indray isam-batan' olona izy, ka Zabdy no notanana; Nampanatoniny Jodà isam-pianakaviany, ka ny fianakavian' i Zare no voatana. Nampanatoniny isan-trano ny fianakavian' i Zare, ka Zabdì no voatana. Il fit approcher les clans de Juda, et le clan de Zérah fut désigné par le sort. Il fit approcher le clan de Zérah par familles, et Zabdi fut désigné par le sort.
Jos 7.18 And he brought his household man by man; and Achan, the son of Carmi, the son of Zabdi, the son of Zerah, of the tribe of Judah, was taken. dia nampanatona ny ankohonany araka ny olona tsirairay izy; dia Akana, zanak' i Karmy, zanak' i Zabdy zanak' i Zera, avy tamin' ny firenen' i Joda, no notanana. Ary nampanatoniny isam-batan' olona ny tao an-tranon' i Zabdì, ka Akàna zanak' i Karmì, zanak' i Zabdì zanak' i Zare avy amin' ny fokon' i Jodà no voatana. Josué fit avancer la famille de Zabdi homme par homme, et ce fut Akân, fils de Karmi, fils de Zabdi, fils de Zérah, de la tribu de Juda, qui fut désigné par le sort.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.19 And Jakim, and Zichri, and Zabdi, ary Jakima sy Zikry sy Zabdy Jasima, Zekria, Zabdia, Yaqim, Zikri, Zabdi,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.17 And Mattaniah the son of Micha, the son of Zabdi, the son of Asaph, was the principal to begin the thanksgiving in prayer: and Bakbukiah the second among his brethren, and Abda the son of Shammua, the son of Galal, the son of Jeduthun. Ary Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zabdy, zanak' i Asafa, no mpiventy, raha natao ny fisaorana tao am-pivavahana; ary Bakbokia no nanarakaraka teo amin' ny rahalahiny, dia vao Abda, zanak' i Samoa, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona. Mataniasa zanak' i Mika, zanak' i Zebedeì, zanak' i Asafa, ilay lehibe mpiventy ny hira fiderana amin' ny fivavahana; Bekbekiasa ilay nanarakaraka teo amin' ireo rahalahiny, sy Abdà zanak' i Samoà, zanak' i Galala, zanak' Iditòna. Mattanya, fils de Mika, fils de Zabdi, fils d' Asaph, qui dirigeait les hymnes, entonnait l' action de grâces pour la prière; Baqbuqya, le second parmi ses frères; Obadya, fils de Shammua, fils de Galal, fils de Yedutûn.