|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Abdà

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.6 And Ahishar was over the household: and Adoniram the son of Abda was over the tribute. ary Ahisara no lehiben' ny tao an-dapa; ary Adonirama, zanak' i Abda, no komandin' ny mpanao fanompoana. Ahisara no lehiben' ny tao an-dapa; ary Adonirama zanak' i Abdà no mpiadidy ny momba ny fanompoana. Ahishar, maître du palais. Éliab fils de Joab, chef de l' armée. Adoram fils d' Abda, chef de la corvée.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.17 And Mattaniah the son of Micha, the son of Zabdi, the son of Asaph, was the principal to begin the thanksgiving in prayer: and Bakbukiah the second among his brethren, and Abda the son of Shammua, the son of Galal, the son of Jeduthun. Ary Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zabdy, zanak' i Asafa, no mpiventy, raha natao ny fisaorana tao am-pivavahana; ary Bakbokia no nanarakaraka teo amin' ny rahalahiny, dia vao Abda, zanak' i Samoa, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona. Mataniasa zanak' i Mika, zanak' i Zebedeì, zanak' i Asafa, ilay lehibe mpiventy ny hira fiderana amin' ny fivavahana; Bekbekiasa ilay nanarakaraka teo amin' ireo rahalahiny, sy Abdà zanak' i Samoà, zanak' i Galala, zanak' Iditòna. Mattanya, fils de Mika, fils de Zabdi, fils d' Asaph, qui dirigeait les hymnes, entonnait l' action de grâces pour la prière; Baqbuqya, le second parmi ses frères; Obadya, fils de Shammua, fils de Galal, fils de Yedutûn.