|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Haia

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 12.8 And he removed from thence unto a mountain on the east of Bethel, and pitched his tent, having Bethel on the west, and Hai on the east: and there he builded an altar unto the Lord, and called upon the name of the Lord. Ary nifindra niala teo izy hankany amin' ny tendrombohitra atsinanan' i Betela ka nanorina ny lainy teo anelanelan' i Betela tao andrefany sy Ay tao atsinanany; dia nanorina alitara teo koa ho an' i Jehovah izy ka niantso ny anaran' i Jehovah. Nifindra avy eo izy ho any amin' ny tendrombohitra ao atsinanan' i Betela, dia niorin-day izy, ka Betela teo andrefany ary Hay teo atsinanany. Ary nanorina otely ho an' ny Tompo izy teo, ka niantso ny anaran' ny Tompo. Il passa de là dans la montagne, à l' orient de Béthel, et il dressa sa tente, ayant Béthel à l' ouest et à l' est. Là, il bâtit un autel à Yahvé et il invoqua son nom.
...............
Gen / Jen 13.3 And he went on his journeys from the south even to Bethel, unto the place where his tent had been at the beginning, between Bethel and Hai; Ary mbola nandeha ihany izy ka nifindrafindra hatrany amin' ny tany atsimo ka hatrany Betela, izay niorenan' ny lainy tamin' ny voalohany, teo anelanelan' i Betela sy Ay, Dia nandeha izy ka nifindrafindra lasy avy any atsimo ka hatreo Betela amin' ilay niorenany lay tamin' ny voalohany, anelanelan' i Betela sy Hay; Ses campements le conduisirent du Négeb jusqu'à Béthel, à l' endroit où sa tente s'était dressée d' abord entre Béthel et ,

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 7.2 And Joshua sent men from Jericho to Ai, which is beside Bethaven, on the east of Bethel, and spake unto them, saying, Go up and view the country. And the men went up and viewed Ai. Ary Josoa naniraka olona hiala tany Jeriko hankany Ay, izay eo anilan' i Betavena, atsinanan' i Betela, ka niteny taminy hoe: Miakara, ka safoy ny tany. Dia niakatra ny olona ka nisafo an' i Ay. Naniraka olona Josoe niala tao Jerikao ho any Haia, any anilan' i Beta-Avena atsinanan' i Betela, ka nanao tamin' ireo hoe: Miakara hisafo ny tany. Dia niakatra ireo olona ireo, ka nisafo an' i Haia. Or Josué envoya des hommes de Jéricho vers qui est près de Bet-Avèn , à l' orient de Béthel, et il leur dit : " Montez espionner le pays. " Ils montèrent espionner .
Jos 7.3 And they returned to Joshua, and said unto him, Let not all the people go up; but let about two or three thousand men go up and smite Ai; and make not all the people to labour thither; for they are but few. Ary niverina tany amin' i Josoa izy ireo ka nanao taminy hoe: Aoka tsy hiakatra avokoa ny vahoaka rehetra; fa olona tokony ho roa arivo na telo arivo no aoka hiakatra hamely an' i Ay; aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. Nony tafaverina tao amin' i Josoe izy ireo, dia nilaza taminy hoe: Aoka tsy ny vahoaka rehetra no hiakatra; olona roa na telo arivo ihany no hiakatra dia ho resiny Haia, ka aza manasatra ny vahoaka rehetra ny amin' izany tanàna izany, fa vitsy izy ireo. De retour auprès de Josué, ils lui dirent : " Que tout le peuple n' y monte pas, mais que deux ou trois mille hommes environ montent attaquer . N' y fatigue pas tout le peuple car ces gens-là ne sont pas nombreux. "
Jos 7.4 So there went up thither of the people about three thousand men: and they fled before the men of Ai. Dia niakatra nankany ny olona sasany, tokony ho telo arivo lahy; kanjo nandositra teo anoloan' ny mponina tao Ay ireo. Tokony ho telo arivo lahy tamin' ny vahoaka no niakatra, kanjo vaky nandositra teo anoloan' ny mponina tao Haia ireo. Il n' y monta du peuple qu' environ trois mille hommes, mais ils lâchèrent pied devant les habitants de .
Jos 7.5 And the men of Ai smote of them about thirty and six men: for they chased them from before the gate even unto Shebarim, and smote them in the going down: wherefore the hearts of the people melted, and became as water. Dia nahafaty tokony ho enina amby telo-polo lahy ny mponina tao Ay sady nanenjika azy teo anoloan' ny vavahady ka hatrany Sebarima izy ary namely azy teny am-pidinana; dia ketraka ny fon' ny vahoaka ka tonga tahaka ny rano. Nahafaty tokony ho enina amby telopolo lahy tamin' izy ireo ny olona tao Haia, sady nanenjika azy hatrany am-bavahady ka hatrany Sabarima, sy namely azy teny am-pidinana. Ka nivarahontsana tery ny fon' ny vahoaka, ary nanary toky izy. Les habitants de leur tuèrent à peu près trente-six hommes, puis les poursuivirent en avant de la porte, jusqu'à Shebarim, et à la descente, ils les écrasèrent. Alors le peuple perdit coeur et son courage fondit.
Jos 8.1 And the Lord said unto Joshua, Fear not, neither be thou dismayed: take all the people of war with thee, and arise, go up to Ai: see, I have given into thy hand the king of Ai, and his people, and his city, and his land: Dia hoy Jehovah tamin' i Josoa: Aza matahotra na mivadi-po ianao, ento miaraka aminao ny vahoaka rehetra mpanafika, ka miaingà, iakaro Ay; indro, efa natolotro eo an-tananao ny mpanjakan' i Ay mbamin' ny vahoakany sy ny tanànany ary ny taniny. Ary hoy Iaveh tamin' i Josoe: Aza matahotra na manam-badi-po, fa ento miaraka aminao ny mpiantafika rehetra, dia mitsangàna ka miakara hamely an' i Haia. Jereo efa natolotro eo an-tànanao ny mpanjakan' i Haia, mbamin' ny vahoakany sy ny tanànany ary ny taniny. Yahvé dit alors à Josué : " Sois sans crainte ni frayeur! Prends avec toi tous les gens de guerre. Debout! monte contre . Vois : je livre entre tes mains le roi de , son peuple, sa ville et sa terre.
Jos 8.2 And thou shalt do to Ai and her king as thou didst unto Jericho and her king: only the spoil thereof, and the cattle thereof, shall ye take for a prey unto yourselves: lay thee an ambush for the city behind it. Dia tahaka ny nataonao tamin' i Jeriko sy ny mpanjakany no hataonao koa amin' i Ay sy sy mpanjakany; nefa ny fananana rehetra sy ny biby fiompy ao dia halainareo ho babo ho anareo ihany; asio otrika eo ankoatry ny tanàna. Koa tahaka ny nanaovanao an' i Jerikao sy ny mpanjakany no hanaovanao an' i Haia sy ny mpanjakany koa; saingy ny babo avy aminy sy ny biby ompiny kosa no alao ho anareo. Asio otrika ao ivohon' ny tanàna. Tu traiteras et son roi comme tu as traité Jéricho et son roi. Vous ne prendrez comme butin que les dépouilles et le bétail. Aie soin d'établir une embuscade contre la ville, par-derrière. "
Jos 8.3 So Joshua arose, and all the people of war, to go up against Ai: and Joshua chose out thirty thousand mighty men of valour, and sent them away by night. Dia niainga Josoa sy ny mpanafika rehetra hiakatra any Ay, ary nifidy lehilahy mahery telo alina Josoa ka nandefa ireo tamin' ny alina. Dia niainga Josoe sy ny mpiantafika rehetra hiakatra hamely an' i Haia. Nifidy lehilahy mahery telo alina Josoe, nalefany tamin' ny alina, Josué se leva, avec tous les gens de guerre, pour monter contre . Josué choisit trente mille hommes d'élite et les fit partir de nuit
...............
Jos 8.9 Joshua therefore sent them forth: and they went to lie in ambush, and abode between Bethel and Ai, on the west side of Ai: but Joshua lodged that night among the people. Dia nampandehanin' i Josoa izy ireo, ary nandeha hanotrika ka nitoetra teo andrefan' i Ay, teo anelanelan' i Betela sy Ay; fa Josoa kosa nitoetra teo amin' ny vahoaka ihany tamin' izany alina izany. Dia nalefan' i Josoe izy ireo ka lasa naka toerana hiotrika tao anelanelan' i Betela sy Haia, tao andrefan' i Haia. Ary Josoe kosa nitoetra teo amin' ny vahoaka ihany tamin' iny alina iny. Josué les ayant renvoyés, ils allèrent au lieu de l' embuscade et se postèrent entre Béthel et , à l' ouest de . Josué passa la nuit au milieu du peuple,
Jos 8.10 And Joshua rose up early in the morning, and numbered the people, and went up, he and the elders of Israel, before the people to Ai. Dia nifoha maraina koa Josoa ka nandamina ny vahoaka, ary niakatra teo alohan' ny vahoaka hankany Ay izy sy ny loholon' ny Isiraely. Dia nifoha maraina koa Josoe, ka nony efa nijery ny toetry ny vahoaka, dia nandroso izy mbamin' ny loholon' Israely, nitarika ny vahoaka hamely an' i Haia. puis le lendemain, s'étant levé de bon matin, il passa le peuple en revue et, avec les anciens d' Israël, monta vers en tête du peuple.
Jos 8.11 And all the people, even the people of war that were with him, went up, and drew nigh, and came before the city, and pitched on the north side of Ai: now there was a valley between them and Ai. Ary ny vahoaka rehetra mpanafika, izay niaraka tamin' i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr' i Ay izy, ka ny lohasaha no teo anelanelan' izy sy Ay. Niakatra sy nanatona tao avokoa ny lehilahy mpiantafika rehetra teo aminy; nony tonga teo an-tandrifin' i Haia izy, dia nitoby teo avara-tanàna, ka ny lohasaha no nanelanelana azy sy Haia. Tous les gens de guerre qui étaient avec lui montèrent, s' approchèrent jusqu' en face de la ville et campèrent au nord de , la vallée se trouvant entre eux et la ville.
Jos 8.12 And he took about five thousand men, and set them to lie in ambush between Bethel and Ai, on the west side of the city. Dia naka olona tokony ho dimy arivo lahy izy ka nampanotrika azy teo anelanelan' i Betela sy Ay, andrefan' ny tanàna. Dia naka lehilahy sahabo ho dimy arivo Josoe, napetrany ho otrika eo anelanelan' i Betela sy Haia, teo andrefan-tanàna. Josué prit environ cinq mille hommes et les mit en embuscade entre Béthel et , à l' ouest de la ville.
...............
Jos 8.14 And it came to pass, when the king of Ai saw it, that they hasted and rose up early, and the men of the city went out against Israel to battle, he and all his people, at a time appointed, before the plain; but he wist not that there were liers in ambush against him behind the city. Ary rehefa hitan' ny mpanjakan' i Ay izany, dia nifoha maraina koa ny olona tao an-tanàna ka nivoaka faingana hiady tamin' ny Isiraely, teo amin' ny tany nifamotoanany tandrifin' ny tani-hay, dia ny mpanjaka sy ny vahoakany: fa tsy fantany ho nisy otrika hamely azy tao ankoatry ny tanàna. Vao nahita izany ny mpanjakan' i Haia dia nifoha maraina koa faingana ny lehilahy tao an-tanàna ka nivoaka hitsena an' Israely. nandroso niaraka tamin' ny vahoakany rehetra ny mpanjaka nankeo amin' ny toerana nifanekena tandrifin' ny lohasaha, fa tsy nahalala hoe misy otrika hamely azy ao ivohon' ny tanàna. Dès que le roi de eut vu cela, les gens de la ville se hâtèrent de se lever et de sortir pour que lui et tout son peuple aillent à la rencontre d' Israël pour le combattre, sur la descente qui est face à la Araba; mais il ne savait pas qu' il y avait une embuscade dressée contre lui derrière la ville.
...............
Jos 8.17 And there was not a man left in Ai or Bethel, that went not out after Israel: and they left the city open, and pursued after Israel. Ary tsy nisy lehilahy sisa, na tao Ay na tao Betela, izay tsy nivoaka hanenjika ny Isiraely; ary nilaozany mbola nivoha ny tanàna, ka lasa nanenjika ny Isiraely izy. Tsy nisy lehilahy sisa tao Haia sy tao Betela fa nivoaka nanenjika an' Israely izy rehetra. Navelany nivoha ny tanàna, ka lasa nanenjika an' Israely izy. Il ne resta pas un homme dans ni dans Béthel qui ne poursuivît Israël : ils laissèrent la ville ouverte et poursuivirent Israël.
Jos 8.18 And the Lord said unto Joshua, Stretch out the spear that is in thy hand toward Ai; for I will give it into thine hand. And Joshua stretched out the spear that he had in his hand toward the city. Ary hoy Jehovah tamin' i Josoa: Atondroy an' i Ay ny lefona izay eny an-tananao; fa hatolotro eo an-tananao Ay. Dia natondron' i Josoa ny tanàna ny lefona izay teny an-tànany. Ary hoy Iaveh tamin' i Josoe: Atsory mankany Haia ny lefona eny an-tànanao, fa efa natolotro ho eo ambany fahefanao izy. Dia natondron' i Josoe ny tanàna ny lefona teny an-tànany. Yahvé dit alors à Josué : " Tends vers le sabre que tu as en main, car c' est en ta main que je vais la livrer. " Alors Josué tendit vers la ville le sabre qu' il avait en main.
...............
Jos 8.20 And when the men of Ai looked behind them, they saw, and, behold, the smoke of the city ascended up to heaven, and they had no power to flee this way or that way: and the people that fled to the wilderness turned back upon the pursuers. Ary niherika ny mponina tao Ay, ka hitany fa, indro, ny setroky ny tanàna niakatra ho any an-danitra, sady tsy nisy handosirany akory , na ho etý, na ho erý; fa ny Isiraely izay nanao tari-dositra ho any an-efitra dia nifotitra namely ny mpanenjika kosa. Niherika kosa ny tompon-tanànan' i Haia ka nahita ny setroky ny tanàna nisavoana any an-danitra, ary izy ireo tsy afa-nandositra intsony, na ho aiza na ho aiza, fa ny vahoaka nandositra mankany an' efitra nifontina namely azy nanenjika. Les gens de se retournèrent et virent : voici que la fumée de la ville montait vers le ciel. Aucun d' entre eux ne se sentit le courage de fuir ici ou là, tandis que le peuple en fuite vers le désert se retournait contre ceux qui le poursuivaient.
Jos 8.21 And when Joshua and all Israel saw that the ambush had taken the city, and that the smoke of the city ascended, then they turned again, and slew the men of Ai. Fa rehefa hitan' i Josoa sy ny Isiraely rehetra fa efa azon' ny otrika ny tanàna, ka niakatra ny setroky ny tanàna, dia nifotitra izy ka namely ny mponina tao Ay. Ary nony hitan' i Josoe sy Israely rehetra ity tanàna efa azon' ny otrika, sy ny setroka nisavoana, dia nifototra izy ka namely ny mponina tao Haia; Voyant que ceux de l' embuscade avaient pris la ville et que la fumée montait de la ville, Josué et tout Israël firent volte-face et attaquèrent les gens de .
Jos 8.22 And the other issued out of the city against them; so they were in the midst of Israel, some on this side, and some on that side: and they smote them, so that they let none of them remain or escape. Ary ireo tao an-tanàna nivoaka hamely azy, ka dia latsaka teo afovoan' ny Isiraely ny olona, fa ny Isiraely sasany teo an-daniny iray, ary ny sasany teo an-daniny iray koa; dia nifandafaran' ny Isiraely teo izy, ka tsy nasiany niangana na dia iray akory aza. ry zareo kosa nivoaka tao an-tanàna hitsena azy ka tonga voalafatry ny Israelita ny mponina tao Haia, ny sasany avy ao an-daniny iray, ny sasany koa avy ao an-kilany iray; ka noresen' ny Israelita izy, ka tsy nasiany olona iray sisa velona na afa-nandositra. Les autres sortirent de la ville à leur rencontre, de sorte que les gens de se trouvèrent au milieu des Israélites, ayant les uns d' un côté et les autres de l' autre. Ceux-ci les battirent jusqu'à ce qu' il ne leur restât plus un survivant ni un rescapé.
Jos 8.23 And the king of Ai they took alive, and brought him to Joshua. Ary ny mpanjakan' i Ay nataony sambo-belona ka nentiny teo amin' i Josoa. Nataony sambo-belona ny mpanjakan' i Haia, ka nentiny teo amin' i Josoe. Mais on prit vivant le roi de et on l' amena à Josué.
Jos 8.24 And it came to pass, when Israel had made an end of slaying all the inhabitants of Ai in the field, in the wilderness wherein they chased them, and when they were all fallen on the edge of the sword, until they were consumed, that all the Israelites returned unto Ai, and smote it with the edge of the sword. Ary rehefa namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Isiraely, dia tany amin' ny efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin' ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritrany, dia niverina tany Ay ny Isiraely rehetra ka namely azy tamin' ny lelan-tsabatra. Nony tapitra matin' Israely ny mponina rehetra tao Haia, na teny an-tsaha, na tany an' efitra nanenjehany azy, ka efa lavon' ny lelan-tsabatra daholo hatramin' ny farany indrindra, dia niverina tao an-tanàna indray Israely rehetra ka novonoiny tamin' ny lelan-tsabatra ny olona tao. Quand Israël eut fini de tuer tous les habitants de , dans la campagne et dans le désert où ils les avaient poursuivis, et que tous jusqu' au dernier furent tombés au fil de l'épée, tout Israël revint à et en passa la population au fil de l'épée.
Jos 8.25 And so it was, that all that fell that day, both of men and women, were twelve thousand, even all the men of Ai. Ary izay rehetra maty tamin' izany andro izany, na lehilahy na vehivavy, dia roa arivo amby iray alina, dia ny mponina rehetra tao Ay. Roa arivo sy iray alina no tontalin' ny maty tamin' izany andro izany, na lahy na vavy, samy mponina tao Haia avokoa. Le total de tous ceux qui tombèrent ce jour-là, tant hommes que femmes, fut de douze mille, tous gens de .
Jos 8.26 For Joshua drew not his hand back, wherewith he stretched out the spear, until he had utterly destroyed all the inhabitants of Ai. Ary Josoa tsy nampihemotra ny tànany izay nanondro tamin' ny lefona mandra-pandringana ny mponina rehetra tao Ay. Tsy nahemotr' i Josoe ny tànany natsotrany sy ny lefona mandra-panaovany anatema ny mponina rehetra tao Haia. Josué ne ramena pas la main qu' il avait étendue avec le sabre, jusqu'à ce qu' il eût dévoué à l' anathème tous les habitants de .
...............
Jos 8.28 And Joshua burnt Ai, and made it an heap for ever, even a desolation unto this day. Ary Ay dia nodoran' i Josoa ka nofoanany ho tanànaolo mandrakizay, dia toy izany mandraka androany izy. Nodoran' i Josoe Haia ary nofongorany nataony antontan-trano rava mandrakizay, izay mbola ao mandraka androany. Josué incendia et il en fit pour toujours une ruine, un lieu désolé jusqu' aujourd' hui.
Jos 8.29 And the king of Ai he hanged on a tree until eventide: and as soon as the sun was down, Joshua commanded that they should take his carcase down from the tree, and cast it at the entering of the gate of the city, and raise thereon a great heap of stones, that remaineth unto this day. Ary ny mpanjakan' i Ay nahantony tamin' ny hazo mandra-paharivan' ny andro; ary rehefa tokony ho maty masoandro, dia nasain' i Josoa nesorina tamin' ny hazo ny fatiny ka nariana teo anoloan' ny vavahadin' ny tanàna ary notsindriany antontam-bato avo mandraka androany. Nasainy hahantona tamin' ny hazo anankiray ny mpanjakan' i Haia, ka navelany teo mandra-paharivan' ny andro. Nony maty ny masoandro dia nasain' i Josoe nesorina teo amin' ny hazo ny fatiny, ka natsipy tao am-bavahadin' ny tanàna, sy notindriana antontam-bato lehibe izy mbola ao mandraka androany. Quant au roi de , il le pendit à un arbre jusqu' au soir; mais au coucher du soleil, Josué ordonna qu' on descendît de l' arbre son cadavre. On le jeta ensuite à l' entrée de la porte de la ville, et on amoncela sur lui un grand tas de pierres, qui existe jusqu' aujourd' hui.
...............
Jos 9.3 And when the inhabitants of Gibeon heard what Joshua had done unto Jericho and to Ai, Ary ny mponina tao Gibeona nahare izay nanaovan' i Josoa an' i Jeriko sy Ay, Fa ny mponina tao Gabaona kosa, nony nandre ny nanaovan' i Josoe an' i Jerikao sy Haia, Les habitants de Gabaôn apprirent la manière dont Josué avait traité Jéricho et ,
Jos 10.1 Now it came to pass, when Adonizedec king of Jerusalem had heard how Joshua had taken Ai, and had utterly destroyed it; as he had done to Jericho and her king, so he had done to Ai and her king; and how the inhabitants of Gibeon had made peace with Israel, and were among them; Ary rehefa ren' i Adoni-zedeka, mpanjakan' i Jerosalema, fa afak' i Josoa Ay ka noravany (fa araka izay nataony tamin' i Jeriko sy ny mpanjakany no nataony tamin' Ay sy ny mpanjakany), sady nanao fihavanana tamin' ny Isiraely ny mponina tany Gibeona ka tomoetra eo aminy, Ren' i Adonisedeka, mpanjakan' i Jerosalema, fa Haia dia efa azon' i Josoe, ka nataony anatema; toy ny nanaovany an' i Jerikao sy ny mpanjakany, no nanaovany an' i Haia sy ny mpanjakany koa, ary ny mponina ao Gabaona efa nanao fihavanana tamin' Israely ka mitoetra eo aminy. Or, il advint qu' Adoni-Çédeq, roi de Jérusalem, apprit que Josué s'était emparé de et l' avait vouée à l' anathème, traitant et son roi comme il avait traité Jéricho et son roi, et que les habitants de Gabaôn avaient fait la paix avec Israël et demeuraient au milieu de lui.
Jos 10.2 That they feared greatly, because Gibeon was a great city, as one of the royal cities, and because it was greater than Ai, and all the men thereof were mighty. dia raiki-tahotra indrindra izy, satria tanàna lehibe Gibeona tahaka ny anankiray amin' ny tanàna misy andriana, sady lehibe noho Ay, ary nahery ny lehilahy rehetra teo. Dia raiki-tahotra mafy izy, satria Gabaona dia tanàna lehibe toy ny iray amin' ny tanànan' andriana, lehibe aza noho Haia, sady lehilahy mahery avokoa ny ao aminy. On en fut terrifié, car Gabaôn était une ville aussi grande que l' une des villes royales elle était plus grande que , et tous ses citoyens étaient des guerriers.
...............
Jos 12.9 The king of Jericho, one; the king of Ai, which is beside Bethel, one; Ny mpanjakan' i Jeriko, iray; ny mpanjakan' i Ay, izay eo anilan' i Betela, iray; Ny mpanjakan' i Jerikao, iray; ny mpanjakan' i Haia akaikin' i Betela, iray; Le roi de Jéricho, un; le roi de , près de Béthel, un;

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.28 The men of Bethel and Ai, two hundred twenty and three. ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby roan-jato; telo amby roapolo sy roan-jato ny mponina tao Betela sy Haì; les hommes de Béthel et de : 223;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.32 The men of Bethel and Ai, an hundred twenty and three. ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby zato; telo amby roapolo amby zato ny mponina tao Betela sy Haì; les hommes de Béthel et de : 123;

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 49.3 Howl, O Heshbon, for Ai is spoiled: cry, ye daughters of Rabbah, gird you with sackcloth; lament, and run to and fro by the hedges; for their king shall go into captivity, and his priests and his princes together. Midradradradrà, ry Hesbona, fa rava Ay! Mitaraina, ianareo zanakavavin' i Raba! Misikina lamba fisaonana ianareo; Manaova fisaonana, ary mivoivoiza eo anaty fefy; Fa lasan-ko babo ny mpanjakany, dia ny mpisorony sy ireo mpanapaka azy. Migogogogoa, ry Hesebona, fa voaroba Hai; Midradradradrà, ry zanakavavin' i Rabah, misikina lasàka, migogogogoa; mivoivoiza manaraka ny fefy; fa nentin-ko sesi-tany Melkoma, mbamin' ny mpisorony amam-panapaka miaraka aminy koa. Gémis, Heshbôn, parce qu' Ar a été dévastée. Hurlez, filles de Rabba! revêtez-vous de sacs, élevez la lamentation, errez dans les enclos! Car Milkom va partir en exil avec ses prêtres et ses princes tous ensemble.