|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Zelfah

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 29.24 And Laban gave unto his daughter Leah Zilpah his maid for an handmaid. Ary nomen' i Labana an' i Lea zananivavy Zilpa ankizivaviny hanompo azy. Ary Zelfa ankizivaviny natolony hanompo an' i Lià zanany vavy. Laban donna sa servante Zilpa comme servante à sa fille Léa. -
...............
Gen / Jen 30.9 When Leah saw that she had left bearing, she took Zilpah her maid, and gave her Jacob to wife. Ary rehefa hitan' i Lea fa efa nitsaha-jaza izy, dia naka an' i Zilpa ankizivaviny izy, ka nomeny ho vadin' i Jakoba koa. Rahefa hitan' i Lià fa nitsaha-jaza izy, dia nalainy Zelfa ankizivaviny ka nomeny ho vadin' i Jakoba. Léa, voyant qu' elle avait cessé d' avoir des enfants, prit sa servante Zilpa et la donna pour femme à Jacob.
Gen / Jen 30.10 And Zilpah Leah' s maid bare Jacob a son. Ary Zilpa, ankizivavin' i Lea, dia niteraka zazalahy tamin' i Jakoba. Ary nitera-dahy tamin' i Jakoba Zelfa ankizivavin' i Lià. Zilpa, la servante de Léa, enfanta à Jacob un fils.
...............
Gen / Jen 30.12 And Zilpah Leah' s maid bare Jacob a second son. Ary Zilpa, ankizivavin' i Lea, dia niteraka zazalahy faharoany tamin' i Jakoba. Fa nitera-dahy fanindroany tamin' i Jakoba indray Zelfa, ankizivavin' i Lià. Zilpa, la servante de Léa, enfanta à Jacob un second fils.
...............
Gen / Jen 35.26 And the sons of Zilpah, Leah' s handmaid: Gad, and Asher: these are the sons of Jacob, which were born to him in Padanaram. ary ny zanak' i Zilpa, ankizivavin' i Lea, kosa dia Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin' i Jakoba izay naterany tany Mesopotamia. Zanak' i Zelfah, ankizivavin' i Lià: Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin' i Jakoba, naterany tany Padan-Arama. Les fils de Zilpa, la servante de Léa : Gad et Asher. Tels sont les fils qui furent enfantés à Jacob en Paddân-Aram.
...............
Gen / Jen 37.2 These are the generations of Jacob. Joseph, being seventeen years old, was feeding the flock with his brethren; and the lad was with the sons of Bilhah, and with the sons of Zilpah, his father' s wives: and Joseph brought unto his father their evil report. Ary izao no tantaran' i Jakoba: Rehefa fito ambin' ny folo taona Josefa, dia niara-niandry ondry tamin' ny rahalahiny izy (fa mbola zaza izy), dia tamin' ny zanak' i Bila sy ny zanak' i Zilpa, vadin' i Jakoba rainy; ary Josefa nitati-bolana tamin-drainy. Izao no tantaran' i Jakoba: Rahefa fito ambin' ny folo taona Josefa, dia niara-niandry ondry tamin' ny rahalahiny. Noho izy mbola zaza, tafaraka tamin' ireo zanak' i Balà sy tamin' ireo zanak' i Zelfah vadin-drainy; ka nanambara tamin-drainy ny tati-bolan-dratsy momba azy ireo Josefa. Voici l' histoire de Jacob. Joseph avait dix-sept ans. Il gardait le petit bétail avec ses frères, - il était jeune, - avec le fils de Bilha et les fils de Zilpa, femmes de son père, et Joseph rapporta à leur père le mal qu' on disait d' eux.
...............
Gen / Jen 46.18 These are the sons of Zilpah, whom Laban gave to Leah his daughter, and these she bare unto Jacob, even sixteen souls. Ireo no zanak' i Zilpa, izay nomen' i Labana an' i Lea zananivavy, ary ireo no naterany tamin' i Jakoba, dia enina ambin' ny folo izy. Ireo no zanakalahin' i Zelfah, ankizivavy nomen' i Labàna an' i Lià, zanany vavy, ireo no naterany tamin' i Jakoba. Enina ambin' ny folo izy. Tels sont les fils de Zilpa, donnée par Laban à sa fille Léa; elle enfanta ceux-là à Jacob, seize personnes.