|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Eliaba

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 1.9 Of Zebulun; Eliab the son of Helon. ny avy amin' i Zebolona dia Eliaba, zanak' i Helona; ny amin' i Zabolona: Eliaba zanak' i Helona; Pour Zabulon, Éliab, fils de Hélôn.
...............
Nom / Fan 2.7 Then the tribe of Zebulun: and Eliab the son of Helon shall be captain of the children of Zebulun. Dia vao ny firenen' i Zebolona; ary ny lohan' ny taranak' i Zebolona dia Eliaba, zanak' i Helona; Manaraka nizany dia ny fokon' i Zabolona. Ny filohan' ny taranak' i Zabolona dia Eliaba zanak' i Helona, La tribu de Zabulon. Prince des fils de Zabulon : Éliab, fils de Hélôn.
...............
Nom / Fan 7.24 On the third day Eliab the son of Helon, prince of the children of Zebulun, did offer: Ary tamin' ny andro fahatelo dia Eliaba, zanak' i Helona, lohan' ny taranak' i Zebolona, no nanatitra. Tamin' ny andro fahatelo dia an' i Eliaba zanak' i Helona, filohan' ny taranak' i Zabolòna; Celui qui apporta son offrande le troisième jour fut Éliab, fils de Hélôn, prince des fils de Zabulon.
...............
Nom / Fan 7.29 And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Eliab the son of Helon. ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Eliaba, zanak' i Helona. ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Eliaba, zanak' i Helona. et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande d'Éliab, fils de Hélôn.
...............
Nom / Fan 10.16 And over the host of the tribe of the children of Zebulun was Eliab the son of Helon. Ary Eliaba, zanak' i Helona, no mpifehy ny antokon' ny firenena taranak' i Zebolona. ary ny antokon' ny fokon' ny zanak' i Zabolona, dia nofehezin' i Eliaba, zanak' i Helona. à la tête du contingent de la tribu des fils de Zabulon selon leurs unités, était Éliab, fils de Hélôn.
Nom / Fan 16.1 Now Korah, the son of Izhar, the son of Kohath, the son of Levi, and Dathan and Abiram, the sons of Eliab, and On, the son of Peleth, sons of Reuben, took men: Ary Kora, zanak' i Jizara, zanak' i Kehata, zanak' i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak' i Eliaba, sy Ona, zanak' i Peleta, izay samy taranak' i Robena, dia nandrendri-bahoaka, Kore, zanak' i Isaara, zanak' i Kaata, zanak' i Levì, dia nitarika olona hiandany aminy, miaraka amin' i Datàna sy Abirona, zanak' i Eliaba, ary Hona, zanak' i Feleta, izay zana-dRobena, Coré, fils de Yiçhar, fils de Qehat, fils de Lévi, Datân et Abiram, fils d'Éliab, et On, fils de Pélèt Éliab et Pélèt étaient fils de Ruben furent orgueilleux ;
...............
Nom / Fan 16.12 And Moses sent to call Dathan and Abiram, the sons of Eliab: which said, We will not come up: Ary Mosesy naniraka nampaka an' i Datana sy Abìrama, zanak' i Eliaba; fa hoy izy roa lahy: Tsy hiakatra izahay. Dia nampiantso an' i Datàna sy Abirona i Moizy, fa hoy ireo: Izahay tsy hiakatra. Moïse envoya appeler Datân et Abiram, fils d'Éliab. Ils répondirent : " Nous ne viendrons pas.
...............
Nom / Fan 26.8 And the sons of Pallu; Eliab. Ary ny zanak' i Palo dia Eliaba. Zanak' i Falò, dia Eliaba. Les fils de Pallu : Éliab.
Nom / Fan 26.9 And the sons of Eliab; Nemuel, and Dathan, and Abiram. This is that Dathan and Abiram, which were famous in the congregation, who strove against Moses and against Aaron in the company of Korah, when they strove against the Lord: Ary ny zanak' i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abìrama. Ireo dia ilay Datana sy Abìrama, olom-boafidin' ny fiangonana, izay nila ady tamin' i Mosesy sy Arona, teo amin' ny antokon' i Kora, raha nila ady tamin' i Jehovah izy, Zanak' i Eliaba dia Namoela sy Datàna ary Abirona. Ireo ilay Datàna sy Abirona, isan' ny mpanolo-tsaina, nikomy tamin' i Moizy sy Aarona tanatin' ny tarik' i Kore, fony izy nikomy tamin' ny Tompo, Les fils d'Éliab : Nemuel, Datân et Abiram. Ce sont Datân et Abiram, hommes considérés dans la communauté, qui se soulevèrent contre Moïse et Aaron ; ils étaient de la bande de Coré quand elle se souleva contre Yahvé.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 11.6 And what he did unto Dathan and Abiram, the sons of Eliab, the son of Reuben: how the earth opened her mouth, and swallowed them up, and their households, and their tents, and all the substance that was in their possession, in the midst of all Israel: ary izay nataony tamin' i Datana sy Abìrama, zanak' i Eliaba, zanak' i Robena, teo amin' ny Isiraely rehetra, dia izay nisokafan' ny tany sy nitelemany azy mbamin' ny ankohonany sy ny lainy ary ny zava-manan' aina izay nomba azy; izay nataony tamin' i Datàna sy Abirona zanak' i Eliaba, zana-dRobena, fa nivava ny tany ka nitelina azy mbamin' ny fianakaviany sy ny lainy ary ny olona rehetra momba azy teo afovoan' Israely rehetra. ce qu' il a fait à Datân et à Abiram, les fils d'Éliab le Rubénite, quand la terre ouvrit sa bouche et les engloutit au milieu de tout Israël, avec leurs familles, leurs tentes et tous les gens qui les suivaient.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 16.6 And it came to pass, when they were come, that he looked on Eliab, and said, Surely the Lord' s anointed is before him. Ary nony tonga ireo, dia nijery an' i Eliaba izy ka nanao hoe: Ny voahosotr' i Jehovah tokoa ity eto anatrehany. Nony tafiditra izy ireo dia nahita an' i Eliaba Samoela ka nanao hoe: Mby eto anatrehany tokoa ilay voahosotry ny Tompo. Lorsqu' ils arrivèrent et que Samuel aperçut Éliab, il se dit : " Sûrement Yahvé a son oint devant lui! "
...............
1Sm / 1Sam 17.13 And the three eldest sons of Jesse went and followed Saul to the battle: and the names of his three sons that went to the battle were Eliab the firstborn, and next unto him Abinadab, and the third Shammah. ary ny zokiny telo lahy tamin' ny zanak' i Jese lasa nanaraka an' i Saoly nankany an-tafika; ary ny anaran' ny zanany telo lahy lasa nankany an-tafika dia Eliaba, lahimatoa, sy Abinadaba, lahiaivo, ary Sama no fahatelony; Lasa nanaraka an' i Saola tany amin' ny ady ny telo lahy zokiny tamin' ny zanak' Isaïa; ary izao no anaran' ireo zanany telo lahy lasa tany amin' ny ady: Eliaba no lahimatoa, Abinadaba no lahiaivo, ary Samà no fahatelony. Les trois fils aînés de Jessé partirent en guerre derrière Saül. Ses trois fils qui partirent en guerre s' appelaient, l' aîné Éliab, le second Abinadab et le troisième Shamma.
...............
1Sm / 1Sam 17.28 And Eliab his eldest brother heard when he spake unto the men; and Eliab' s anger was kindled against David, and he said, Why camest thou down hither? and with whom hast thou left those few sheep in the wilderness? I know thy pride, and the naughtiness of thine heart; for thou art come down that thou mightest see the battle. Ary Eliaba zokiny nandre azy niteny tamin' ny olona dia nirehitra tamin' i Davida ny fahatezerany, ka hoy izy: Nahoana ianao no midina etý? Ary amin' iza moa no namelanao ireny ondry vitsy ireny any an-efitra? fantatro ny avonavonao sy ny faharatsian' ny fonao, fa hizaha ny ady no idinanao etý. Nirehitra tamin' i Davida ny fahatezeran' i Eliaba zokiny lahimatoa, nony nandre azy niteny tamin' ireo olona ireo izy, ka hoy izy: F' inona moa no nidinanao aty? Ary iza no namelanao ireny ondry vitsy ireny, any an' efitra? Fantatro moa raha ny avonavonao sy ny haratsiam-ponao, ny hizaha ny ady fotsiny no nidinanao taty! Son frère aîné Éliab l' entendit qui parlait aux gens et Éliab se mit en colère contre David et dit : " Pourquoi donc es-tu descendu ? A qui as-tu laissé ces quelques brebis dans le désert ? Je connais ton insolence et la malice de ton coeur : c' est pour voir la bataille que tu es venu! "

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 23.32 Eliahba the Shaalbonite, of the sons of Jashen, Jonathan, Eliaba Salbonita, tamin' ny zanak' i Jasena, Jonatana, Eliaba, avy any Salabona; Bene-Yasena; Jonatàna; Élyahba, de Shaalbôn. Yashèn, de Gimzo. Yehonatân

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.13 And Jesse begat his firstborn Eliab, and Abinadab the second, and Shimma the third, ary Jese niteraka an' i Eliaba, lahimatoa, sy Abinadaba, lahiaivo, sy Simea, fahatelo, Isaia niteraka an' i Eliaba lahimatoany, Abinadaba lahiaivo, Simaà fahatelo, Jessé engendra Éliab son premier-né, Abi-nadab le second, Shiméa le troisième,
...............
1Tt / 1Tan 6.12 And Ahitub begat Zadok, and Zadok begat Shallum, Eliaba no zanakalahin' i Nahata, Jerohama no zanakalahin' i Eliaba, Elkana no zanakalahin' i Jerohama. Eliaba zanany, Jerohama zanany, Elkanà zanany. Élyab son fils, Yeroham son fils, Elqana son fils.
...............
1Tt / 1Tan 11.32 Hurai of the brooks of Gaash, Abiel the Arbathite, sy Horay, any amin' ny lohasahan-driak' i Gasy, sy Abiela Arbatita Horaì avy any amin' ny lohasahan' i Gaasa; Abiela avy any Arabà; Azmaveta avy any Baorama; Eliaba avy any Salabona; Huraï, des Torrents de Gaash, Abiel de Bet-ha-Araba,
1Tt / 1Tan 11.33 Azmaveth the Baharumite, Eliahba the Shaalbonite, sy Azmaveta Baharomita sy Eliaba Salbonita Bene-Asema avy any Gezona; Jonatàna zanak' i Sage avy any Arara; Azmavèt de Bahurim, Élyahba de Shaalbôn,
...............
1Tt / 1Tan 12.9 Ezer the first, Obadiah the second, Eliab the third, Ezera no voalohany, Obadia no faharoa, Eliaba no fahatelo, Ezera no lohany, Obdiasa no faharoa, Des Gadites firent sécession pour rejoindre David dans son refuge du désert. C'étaient des preux vaillants, des hommes de guerre prêts à combattre, sachant manier le bouclier et la lance. Ils faisaient figure de lions; par l' agilité, ils ressemblaient aux gazelles sur les montagnes.
1Tt / 1Tan 12.10 Mishmannah the fourth, Jeremiah the fifth, Mismana no fahefatra, Jeremia no fahadimy, Eliaba no fahatelo, Maamana no fahefatra, Ézer était le chef, Obadya le second, Éliab le troisième,
...............
1Tt / 1Tan 15.18 And with them their brethren of the second degree, Zechariah, Ben, and Jaaziel, and Shemiramoth, and Jehiel, and Unni, Eliab, and Benaiah, and Maaseiah, and Mattithiah, and Elipheleh, and Mikneiah, and Obededom, and Jeiel, the porters. naman' ireo ny rahalahiny, amin' ny ambaratonga faharoa: Zakaria, Bena, Jaziela, Semiramota, Jahiela, Anì, Eliaba, Banaiasa, Maasiasa, Matatiasa, Elifalò, Maseniasa, Obededoma, ary Jehiela, mpiandry varavarana. Ils avaient avec eux leurs frères du second ordre : Zekaryahu, Uzziel, Shemiramot, Yehiel, Unni, Éliab, Benaya, Maaséyahu, Mattityahu, Éliphléhu, Miqnéyahu, Obed-Édom, Yeïel, les portiers;
...............
1Tt / 1Tan 15.20 And Zechariah, and Aziel, and Shemiramoth, and Jehiel, and Unni, and Eliab, and Maaseiah, and Benaiah, with psalteries on Alamoth; Zakaria, Oziela, Semiramota, Jahiela, Anì, Eliaba, Maasiasa, ary Banaaisa nanana valiha alamota. Zekarya, Uzziel, Shemiramot, Yehiel, Unni, Éliab, Maaséyahu, Benaya jouaient de la lyre à noeuds.
...............
1Tt / 1Tan 16.5 Asaph the chief, and next to him Zechariah, Jeiel, and Shemiramoth, and Jehiel, and Mattithiah, and Eliab, and Benaiah, and Obededom: and Jeiel with psalteries and with harps; but Asaph made a sound with cymbals; Asafa no lohany, ary Zakaria no nanarakaraka, dia Jeiela sy Semiramota sy Jehiela sy Matitia sy Eliaba sy Benaia sy Obed-edoma ary Jeiela no nitendry ny valiha sy ny lokanga; fa Asafa no nampaneno ny kipantsona; dia Asafa filohany, Zakaria faharoa, dia Jahiela, Semiramota, Jehiela, Matatiasa, Eliaba, Banaiasa, Obededoma ary Jehiela, izay nanan-java-maneno, lokanga, harpa, ary Asà nampaneno ny kipantsona, Asaph le premier, Zekarya en second, puis Uzziel, Shemiramot, Yehiel, Mattitya, Éliab, Benayahu, Obed-Édom et Yeïel. Ils jouaient de la lyre et de la cithare, tandis qu' Asaph faisait retentir les cymbales.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 11.18 And Rehoboam took him Mahalath the daughter of Jerimoth the son of David to wife, and Abihail the daughter of Eliab the son of Jesse; Ary Rehoboama naka an' i Mahalota, zanakavavin' i Jerimota, zanak' i Davida, sy Abihaila, zanakavavin' i Eliaba, zanak' i Jese, ho vadiny, Nalain-dRoboama ho vady Mahalata, zanakavavin' i Jerimota, zanak' i Davida sy Ahihaila, zanakavavin' i Eliaba, zanak' Isaia, Roboam prit pour femme Mahalat, fille de Yerimot, fils de David, et d' Abihayil, fille d'Éliab, fils de Jessé.