|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Azmaveta

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 23.31 Abialbon the Arbathite, Azmaveth the Barhumite, Abi-albona Arbatita, Azmaveta Psaromita, Abi-Albona, avy any Arabà; Azmaveta avy any Beroma; Abibaal, de Bet-ha-Araba. Azmavèt, de Bahurim.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.36 And Ahaz begat Jehoadah; and Jehoadah begat Alemeth, and Azmaveth, and Zimri; and Zimri begat Moza, Ary Ahaza niteraka an' i Joada; ary Joada niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza; Akaza niteraka an' i Joadà, Joadà niteraka an' i Alamata, Azmota ary Zamrì; Zamrì niteraka an' i Mosà, Ahaz engendra Yehoadda, Yehoadda engendra Alémèt, Azmavèt et Zimri. Zimri engendra Moça.
...............
1Tt / 1Tan 9.42 And Ahaz begat Jarah; and Jarah begat Alemeth, and Azmaveth, and Zimri; and Zimri begat Moza; Ary Ahaza niteraka an' i Jara; ary Jara niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza; Akaza niteraka an' i Jarà; Jarà niteraka an' i Alamata, Azmota ary Zamrì; Zamrì niteraka an' i Mosà. Ahaz engendra Yara, Yara engendra Alémèt, Azmavèt et Zimri; Zimri engendra Moça.
...............
1Tt / 1Tan 11.32 Hurai of the brooks of Gaash, Abiel the Arbathite, sy Horay, any amin' ny lohasahan-driak' i Gasy, sy Abiela Arbatita Horaì avy any amin' ny lohasahan' i Gaasa; Abiela avy any Arabà; Azmaveta avy any Baorama; Eliaba avy any Salabona; Huraï, des Torrents de Gaash, Abiel de Bet-ha-Araba,
1Tt / 1Tan 11.33 Azmaveth the Baharumite, Eliahba the Shaalbonite, sy Azmaveta Baharomita sy Eliaba Salbonita Bene-Asema avy any Gezona; Jonatàna zanak' i Sage avy any Arara; Azmavèt de Bahurim, Élyahba de Shaalbôn,
...............
1Tt / 1Tan 12.3 The chief was Ahiezer, then Joash, the sons of Shemaah the Gibeathite; and Jeziel, and Pelet, the sons of Azmaveth; and Berachah, and Jehu the Antothite. Ny lohany dia Ahiezera sy Joasy, zanak' i Sema Gibeatita, sy Jeziela sy Peleta zanak' i Azmaveta, ary Beraka sy Jeho Anatotita Ahisera no lohany, dia Joasa, zanak' i Samaà, any Gabaà; Jaziela sy Faleta, zanak' i Azmota; Barakà, Jehò avy any Anatota; Ahiézer le chef, et Yoash, fils de Hashshemaa de Gibéa, Yeziel et Pélèt, fils d' Azmavèt, Beraka et Yéhu d' Anatot,
...............
1Tt / 1Tan 27.25 And over the king' s treasures was Azmaveth the son of Adiel: and over the storehouses in the fields, in the cities, and in the villages, and in the castles, was Jehonathan the son of Uzziah: Ary ny tonian' ny rakitry ny mpanjaka dia Azmaveta, zanak' i Adiela; ary ny tonian ny trano firaiketana tany ambany vohitra, na tamin' ny tanàna, na tamin' ny vohitra, na tamin' ny tilikambo, dia Jonatana, zanak' i Ozia; Adiela; ary ny tonian ny trano firaiketana tany ambany vohitra, na tamin' ny tanàna, na tamin' ny vohitra, na tamin' ny tilikambo, dia Jonatana, zanak' i Ozia; Asmota, zanak' i Adiela, no tonian' ny rakitry ny mpanjaka; Jonatàna, zanak' i Oziasa, no amin' ny rakitra, na an-tsaha na an-tanàna, na amin' ny zanabohitra na amin' ny tilikambo; Responsable des provisions du roi : Azmavèt, fils d' Adiel. Responsable des provisions dans les villes, bourgs et forteresses de la province : Yehonatân, fils de Uzziyyahu.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.24 The children of Azmaveth, forty and two. ny zanak' i Azmaveta dia roa amby efa-polo; roa amby efapolo ny taranak' i Azmaveta; les fils de Azmavèt : 42;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 12.29 Also from the house of Gilgal, and out of the fields of Geba and Azmaveth: for the singers had builded them villages round about Jerusalem. sy Beti-gilgala ary ny sahan' i Geba sy Azmaveta; fa efa nanao vohitra ho azy manodidina an' i Jerosalema ny mpihira. sy Bet-Galgala, ary ny faritanin' i Geba sy Azmaveta; fa nanao vohitra ho azy teny amin' ny manodidina an' i Jerosalema ny mpihira. de Bet-ha-Gilgal, des champs de Géba et d' Azmavèt : car les chantres s'étaient construit des villages tout autour de Jérusalem.