|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Arpada

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 18.34 Where are the gods of Hamath, and of Arpad? where are the gods of Sepharvaim, Hena, and Ivah? have they delivered Samaria out of mine hand? Aiza moa ireo andriamanitr' i Hamata sy Arpada? Ary aiza koa ireo andriamanitr' i Sefarvaima sy Hena ary Iva? Nahavonjy an' i Samaria tamin' ny tanako va ireo andriamaniny? Aiza ny andriamanitr' i Emata sy Arfada? Aiza ny andriamanitr' i Sefarvaima sy Anah ary Avah? Moa nahavonjy an' i Samaria tamin' ny tànako va ireny? Où sont les dieux de Hamat et d' Arpad, où sont les dieux de Sepharvayim, de Héna et de Ivva, où sont les dieux du pays de Samarie? Ont-ils délivré Samarie de ma main?
...............
2Mp 19.13 Where is the king of Hamath, and the king of Arpad, and the king of the city of Sepharvaim, of Hena, and Ivah? Aiza ny mpanjakan' i Hamata sy ny mpanjakan' i Arpada ary ny mpanjakan' ny tanàna Sefarvaima sy Hena ary Iva? Aiza avy ny mpanjakan' i Emata, ny mpanjakan' i Arfada, ny mpanjakan' ny tanàna Serfavaima, Anah ary Avah? Où sont le roi de Hamat, le roi d' Arpad, le roi de Laïr, de Sepharvayim, de Héna et de Ivva?"

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 10.9 Is not Calno as Carchemish? is not Hamath as Arpad? is not Samaria as Damascus? Tsy tahaka an' i Karkemisy va Kalno? Tsy tahaka an' i Arpada va Hamata? Ary tsy tahaka an' i Damaskosy va Samaria ? Tsy toa an' i Karkemisa va no nahazo an' i Kalnao, tsy toa an' i Arfada va no nahazo an' i Hamata? ary tsy toa an' i Damasa va no nahazo an' i Samaria? N' est-ce pas que Kalno vaut bien Karkémish, que Hamat vaut bien Arpad, et Samarie Damas ?
...............
Isa / Iz 36.19 Where are the gods of Hamath and Arphad? where are the gods of Sepharvaim? and have they delivered Samaria out of my hand? Aiza moa ny andriamanitr' i Hamata sy Arpada? Ary aiza koa ny andriamanitr' i Sefarvaima? Nahavonjy an' i Samaria tamin' ny tanako va ireo andriamaniny? Aiza ny andriamanitr' i Emata sy Arfada? Aiza ny andriamanitr' i Sefarvaima? Moa nanafaka an' i Samaria tamin' ny tànako va ireny? Où sont les dieux de Hamat et d' Arpad, où sont les dieux de Sepharvayim, où sont les dieux du pays de Samarie ? Ont-ils délivré Samarie de ma main ?
...............
Isa / Iz 37.13 Where is the king of Hamath, and the king of Arphad, and the king of the city of Sepharvaim, Hena, and Ivah? Aiza ny mpanjakan' i Hamata sy ny mpanjakan' i Arpada sy ny mpanjakan' ny tanàna Sefarvaima sy Hena ary Iva? Aiza avy ny mpanjakan' i Emata, ny mpanjakan' i Arfada, ary ny mpanjakan' ny tanàna Sefarvaima, ny an' i Anà, ny an' i Avà? Où sont le roi de Hamat, le roi d' Arpad, le roi de Laïr, de Sepharvayim, de Héna, de Ivva ? "

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 49.23 Concerning Damascus. Hamath is confounded, and Arpad: for they have heard evil tidings: they are fainthearted; there is sorrow on the sea; it cannot be quiet. Ny amin' i Damaskosy. Very hevitra Hamata sy Arpada, fa nandre filazan-doza izy ka kivy; Misamboaravoara ny ranomasina ka tsy mety tafatoetra. Teny mamely an' i Damasa. Very hevitra Hamata sy Arfada, fa nandre filazan-doza izy, ka nivarahontsan' ny tahotra, mova tsy ny ranomasina misamboaravoara tsy mety mitony. A Damas. Hamat et Arpad sont honteuses car elles ont reçu une mauvaise nouvelle. Elles sont soulevées par l' inquiétude comme la mer qui ne peut se calmer.