|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Jeria

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 23.19 Of the sons of Hebron; Jeriah the first, Amariah the second, Jahaziel the third, and Jekameam the fourth. Ny zanakalahin' i Hebrona, dia Jeria no lahimatoa, Amaria no lahiaivo, Jahaziela no fahatelo, ary Jekameama no faralahy. Zanakalahin' i Hebrona: Jeriao filohany, Amariasa faharoa, Jahaziela fahatelo, ary Jekmaama fahefatra. Fils de Hébrôn : Yeriyyahu le premier, Amarya le second, Yahaziel le troisième, Yeqaméam le quatrième.
...............
1Tt / 1Tan 24.23 And the sons of Hebron; Jeriah the first, Amariah the second, Jahaziel the third, Jekameam the fourth. Ary ny amin' ny taranak' i Sebrona dia Jeria no voalohany, Amaria no faharoa, Jahaziela no fahatelo, Jekameama no fahefatra. Zanakalahin' i Hebrona: Jeriao no voalohany, Amariasa faharoa, Jahaziela fahatelo, Jekmaàna fahefatra. Fils de Hébrôn : Yeriyya le premier, Amaryahu le second, Yahaziel le troisième, Yeqaméam le quatrième.
...............
1Tt / 1Tan 26.31 Among the Hebronites was Jerijah the chief, even among the Hebronites, according to the generations of his fathers. In the fortieth year of the reign of David they were sought for, and there were found among them mighty men of valour at Jazer of Gilead. Ny Hebronita dia Jeria lohany (tamin' ny taona fahefa-polo nanjakan' i Davida no nitadiavana ny Hebronita araka ny fianakaviany avy, ka nisy lehilahy mahay hita tao aminy tao Jazera any Gileada) Tamin' ny Hebronita dia Jerià no lohany. Ny amin' ny Hebronita araka ny tetiarana isam-pianakaviana dia nisy fikarohana natao tamin' ny taona fahefapolo nanjakan' i Davida ka nahitana lehilahy mahery teo amin' izy ireo tao Jazera any Galaada, Pour les Hébronites : Yeriyya le chef. En l' an quarante du règne de David, on fit des recherches sur les parentés des familles hébronites, et l' on trouva parmi eux de vaillants preux à Yazèr, en Galaad.