|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Selomiela

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 1.6 Of Simeon; Shelumiel the son of Zurishaddai. ny avy amin' i Simeona dia Selomiela, zanak' i Zorisaday; ny amin' i Simeona: Salamiela zanak' i Sorisadaia; Pour Siméon, Shelumiel, fils de Çurishaddaï.
...............
Nom / Fan 2.12 And those which pitch by him shall be the tribe of Simeon: and the captain of the children of Simeon shall be Shelumiel the son of Zurishaddai. Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen' i Simeona; ary ny lohan' ny taranak' i Simeona dia Selomiela, zanak' i Zorisaday; Ny fokon' i Simeona no hitoby eo anilany. Ny filohan' ny taranak' i Simeona, dia Salamiela zanak' i Sorisadaia; Campent près de lui :La tribu de Siméon. Prince des fils de Siméon : Shelumiel, fils de Çurishaddaï.
...............
Nom / Fan 7.36 On the fifth day Shelumiel the son of Zurishaddai, prince of the children of Simeon, did offer: Ary tamin' ny andro fahadimy dia Selomiela, zanak' i Zorisaday, lohan' ny taranak' i Simeona, no nanatitra. Tamin' ny andro fahadimy, an' i Salamiela zanak' i Sorisadaia, filohan' ny zanak' i Simeona, Celui qui apporta son offrande le cinquième jour fut Shelumiel, fils de Çurishaddaï, prince des fils de Siméon.
...............
Nom / Fan 7.41 And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Shelumiel the son of Zurishaddai. ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Selomiela, zanak' i Zorisaday, ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Salamiela, zanak' i Sorisadaìa. et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande de Shelumiel, fils de Çurishaddaï.
...............
Nom / Fan 10.19 And over the host of the tribe of the children of Simeon was Shelumiel the son of Zurishaddai. Ary Selomiela, zanak' i Zorisaday, no mpifehy ny antokon' ny firenena taranak' i Simeona. ny antokon' ny fokon' ny zanak' i Simeona, dia nofehezin' i Salamiela, zanak' i Sorisadaìa, à la tête du contingent de la tribu des fils de Siméon selon leurs unités, était Shelumiel, fils de Çurishaddaï ;