|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Salmona

  Ruth Rota Rota Livre de Ruth
...............
Rot Rt 4.20 And Amminadab begat Nahshon, and Nahshon begat Salmon, ary Aminadaba niteraka an' i Nasona; ary Nasona niteraka an' i Salmona; Aminadaba niteraka an' i Nahasona, Nahasona niteraka an' i Salmona, Amminadab engendra Nahshôn et Nahshôn engendra Salmôn.
Rot Rt 4.21 And Salmon begat Boaz, and Boaz begat Obed, ary Salmona niteraka an' i Boaza; ary Boaza niteraka an' i Obeda; Salmona niteraka an' i Booza, Booza niteraka an' i Obeda, Salmôn engendra Booz et Booz engendra Obed.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 1.4 And Aram begat Aminadab; and Aminadab begat Naasson; and Naasson begat Salmon; ary Rama niteraka an' i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an' i Nasona; ary Nasona niteraka an' i Salmona; Arama niteraka an' i Aminadaba; Aminadaba niteraka an' i Naasona; Naasona niteraka an' i Salmona; Aram engendra Aminadab, Aminadab engendra Naasson, Naasson engendra Salmon,
Mat / Mt 1.5 And Salmon begat Booz of Rachab; and Booz begat Obed of Ruth; and Obed begat Jesse; ary Salmona niteraka an' i Boaza tamin-dRahaba; ary Boaza niteraka an' i Obeda tamin-dRota; ary Obeda niteraka an' i Jese; Salmona niteraka an' i Booza tamin' i Rahaba; Booza niteraka an' i Obeda tamin' i Rota; Obeda niteraka an' i Jese; Jese niteraka an' i Davida mpanjaka. Salmon engendra Booz, de Rahab, Booz engendra Jobed, de Ruth, Jobed engendra Jessé,

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.32 Which was the son of Jesse, which was the son of Obed, which was the son of Booz, which was the son of Salmon, which was the son of Naasson, zanak' i Jese, zanak' i Obeda, zanak' i Boaza, zanak' i Salmona, zanak' i Nahasona, zanak' i Jesè, zanak' i Obeda, zanak' i Booza, zanak' i Salmona, zanak' i Naasona, fils de Jessé, fils de Jobed, fils de Booz, fils de Sala, fils de Naasson,

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 27.7 And when we had sailed slowly many days, and scarce were come over against Cnidus, the wind not suffering us, we sailed under Crete, over against Salmone; Ary rehefa nandeha niadana andro maromaro izahay ka saiky tsy tonga tandrifin' i Kinido, satria nisakana anay ny rivotra, dia takon-drivotra tandrifin' i Salmona izahay; Niadam-pandeha ny sambonay nandritra ny andro maromaro, ary nananosarotra erý izahay vao tonga tandrifin' i Knida, fa nanoha anay ny rivotra. Dia nanara-morona an' i Kreta tandrifin' i Salmone izahay. Pendant plusieurs jours la navigation fut lente, et nous arrivâmes à grand-peine à la hauteur de Cnide. Le vent ne nous permit pas d' aborder, nous longeâmes alors la Crète vers le cap Salmoné,