Ramarlah Antoine :
Ny amin' ny finoan' ny Bara
|
|
Ny vintana |
Ny zaza |
ateraka |
|
Ny andro |
|
|
Lahy |
Vavy |
|
iterahana azy |
7 |
Alimija |
Imonja |
Imija |
|
Kamisy |
8 |
Alakarabo |
Moha |
Imana |
|
Alarobia |
9 |
Alakaosy |
Ijo |
Isija |
|
Alatsinainy |
10 |
Alijaly |
Maro |
Ikajy |
|
Alahady |
11 |
Adalo |
Iharo |
Ivaha |
|
Alarobia |
12 |
Alohotsy |
Ibilo Tananora |
Solay Marinelo |
|
Zoma |
Satria Idama sy Ihaova no ataon’ny Bara ho ray aman-dren’ny olombelona rehetra dia izy koa no mialoha anarana eo amin'ny vintana mitondra ireto zanany manaraka.
Noho ity vintana ity mandahatra ny andron’ny olona hatramin’ny ahaterahana, dia atao hoe : « vintana fameloman-jaza » izy.

I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra
II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy
III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana
IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana
V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana
VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody
VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro
VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara
IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy
X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra
XI- Farany
|