Entry (1/5) | 1 andre |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Tenim-piontanana milaza: 4 -- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka? 5 -- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka! 6 -- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [1.1] |
Explanations in English |
7 an expression of astonishment. See adre, odre. [1.2] |
Entry (2/5) | 8 andre |
Part of speech | 9 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
10 moa? Va? Angaha? [Bara]
[1.78] |
Synonyms | 11 andra |
Entry (3/5) | 12 andre |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [Betsimisaraka]
[1.78] |
Vocabulary |
15 Zoology: mammals |
Other spellings | 16 andrehy |
Entry (4/5) | 17 Andre |
Part of speech | 18 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
19 Andrew [2.996] |
Explanations in French |
20 André [2.996] |
Examples |
21 Dia lasa Filipo nilaza tamin'i andre ka dia i andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso [2.996] |
Vocabulary |
22 Holy Scriptures |
Other spellings | 23 andrea |
Biblical quotes | 24 Chapters and verses mentioning Andre |
Entry (5/5) | 25 André |
Part of speech | 26 name (anthroponym) [Full list] |
Anthroponyms |
|
Updated on 2023/07/30 |