|
|
|
|

Entry (1/2)1  gaza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [1.1]
Vocabulary  4  Chemistry

Entry (2/2)5  Gaza
Part of speech  6  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  7  Gaza; [2.996]
Explanations in French  8  Gaza [2.996]
Examples  9  ilay avy tany gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria; [1.38]
Vocabulary  10  Holy Scriptures
Biblical quotes  11  Chapters and verses mentioning Gaza
Article  12  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Gaza

Updated on 2022/07/18