Entry (1/3) | 1 masay |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Vady faharoan' ny lehilahy mampirafy: Nampirafy telo indraindray ny lehilahy taloha: ny vady be ny vady masay, ary ny vady kely [1.1] |
Explanations in English |
4 secondary [1.7] |
Explanations in French |
5 secondaire [1.8] |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 7 masay |
Part of speech | 8 adjective |
Explanations in Malagasy |
9 milamina, miadana, tony (ranomasina) [Taisaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 10 masay |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 mihanaka [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 13 asaim, asiam, asima, iasam, maisa, masay, miasà , miasa, samia |
Updated on 2023/08/11 |