Entry (1/4) | 1 Nehemia |
Part of speech | 2 name (biblical) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 zanak' i Hakalia, ary toa avy tamin' ny firenen' ny Joda izy, ka nalevina tao Jerosalema rainy syHanany rahalahiny [1.38] |
Explanations in English |
4 Nehemiah [2.996] |
Explanations in French |
5 Néhémie [2.996] |
Vocabulary |
6 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 7 Chapters and verses mentioning Nehemia |
Entry (2/4) | 8 Nehemia |
Part of speech | 9 name (biblical) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
10 anankiray tamin' ny Jiosy izay nanaraka an' i Zerobabela nitarika ny namany, izay efa voababo hiakatra avy any Babylona ka hiverina ho any Jerosalema sy Jodia indray [1.38] |
Explanations in English |
11 Nehemiah [2.996] |
Explanations in French |
12 Néhémie [2.996] |
Vocabulary |
13 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 14 Chapters and verses mentioning Nehemia |
Entry (3/4) | 15 Nehemia |
Part of speech | 16 name (biblical) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 zanak' i Azboka, mpanapaka ny antsasak' i Beti-zora, ary isan' izay olona nanampy an' i Nehemia hanorina ny mandan' i Jerosalema [1.38] |
Explanations in English |
18 Nehemiah [2.996] |
Explanations in French |
19 Néhèmya [2.996] |
Vocabulary |
20 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 21 Chapters and verses mentioning Nehemia |
Entry (4/4) | 22 Nehemia |
Part of speech | 23 name (biblical book) |
Explanations in Malagasy |
24 Randzavola: Nehemia amin' ny Baiboly [1.38] |
Explanations in English |
25 Nehemiah: one of the books of the Bible [2.996] |
Explanations in French |
26 Néhémie: un des livres de la Bible [2.996] |
Vocabulary |
27 Holy Scriptures |
Updated on 2020/07/31 |