Entry (1/3) | 1 sasy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanaovana kely mialoha sahady izay atao, ho fanomanana sy fandantolantoana: Aza be sasiny rehefa hiteny, fa avy hatrany dia vantano [1.1] |
Explanations in English |
4 An introduction, preliminaries [1.7] |
Explanations in French |
5 Introduction, préliminaires [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 12 sasy |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Hiram-paty [1.78] 15 Rira fiandrasam-paty [1.1] |
Analogs | 16 Bazeha, raloba |
Entry (3/3) | 17 sasy |
Part of speech | 18 adverb |
Explanations in Malagasy |
19 Intsony [1.78] |
Tables and plates |
20 All the adverbs |
Updated on 2023/09/19 |