Entry | 1 abado |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#A.21] sakivy 4 [1.78] [Betsileo] soherin-jorery (anaty tany), tsikovopotsy: Laitsa ny kilonga mangady abado fa tsa mba miasa koa (Variana mihady tsikovopotsy ny ankizy fa tsy mba miasa intsony) |
Vocabulary |
5 Zoology: invertebrates |
Anagrams | 6 |
Updated on 2025/01/21 |