|
|
|
|

Entry1  abirioka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Avily any amin' ny tsy izy: Aza abirioka ny resaka, raondriana
Explanations in English  4  [1.2] to be made crooked.
Explanations in French  5  [1.3] qu'on fait aller en biais
Examples  6  [2.296#] azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka.
Root  7  birioka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  abirioka, akôry aby, baorikay, ikabario

Updated on 2025/01/21