Entry | 1 aboaboina |
Root | 2 aboabo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] avoavoina, aingaingaina, ambonina deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy: Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy asondrotra, akarina: Mandry rano loatra io tapenaka io ka aboaboy kely |
Explanations in English |
5 [1.2] to be exalted, to be elevated |
Explanations in French |
6 [1.3#1] qu'on vante, qu'on exalte |
Examples |
7 Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |