Entry | 1 abolisatra |
Root | 2 bolisatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao mibolisatra na alefa handeha amin' ny tany malama: Aza abolisatra any ny savony, ry Koto [1.1] |
Explanations in French |
5 à faire glisser [1.3] |
Morphology |
|
Other spellings | 10 abolasitra |
Anagrams | 11 abolasitra, abolisatra, asobilatra |
Updated on 2024/09/09 |