Entry | 1 adaraboka |
Root | 2 daraboka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Azera mafy amin' ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin' ny tany izy [1.1] |
Explanations in English |
5 used of anything thrown down violently [1.2] |
Explanations in French |
6 qu’on jette en bas, qu'on précipite [1.3#96] |
Examples |
7 Hita ny vokatry ny herin' ny fitiavana teo amin' ny vehivavy: misy lehilahy nanan-daza nefa nadarabony [2.245#140] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 abaradako, adaraboka |
Updated on 2023/01/19 |