|
|
|
|

Entry1  adiji
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà-sefo amboniny sy ny serizà-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître tsotra amin' ny tafika an-dranomasina
Vocabulary  4  Military
Compound words 

Anagrams  6  adijady, adijidà

Updated on 2025/01/21