Entry | adinadina (adina) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in English | adina [1.2] | ||||
Explanations in Malagasy | Famotopotorana, famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina: aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany! [1.62] | ||||
Explanations in French | [duplicatif fréquentatif] [1.3] | ||||
Examples |
| ||||
Anagrams | adinadina, andidiana, daindaina, diandiana |
Updated on 2023/10/20 |