|
|
|
|

Entry1  adinina
Root  2  adina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anontaniana, antsafaina: Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy
Fotorana lalina na mafy, alaina am-bavany; donina, pohina, haro-fana, faninina: Nadinina ilay voampanga ny amin' ny nandaniany ny androny, nefa nihenahenavelona
Tsapaina fahaizana, zahana fahaizana: Nadinina marika aho aninaraina ka tsy nahay
Explanations in English  5  [1.2] to be enquired about, to be investigated; to be examined, as in a public examination of a school, etc.
6  [1.7] to be examined, to be questioned
Explanations in French  7  [1.8] passer un examen; qu'on interroge
Examples  8  Io zazavavy io dia tonganay eto, hoy ny teniny farany, ka azon'ny fanjakana adinina. [2.324#]
9  Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay: roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa. [2.472#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21