Entry | 1 adiridiry |
Root | 2 diridiry |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Henjanina mafy ny hodi-maso mba hahatonga ny maso hivandraka sy hisokatra be: Aza adiridiry ohatra izao ny masonao fa mahatahotra |
Explanations in English |
5 [1.2] used of that which is stretched or made to be tense |
Explanations in French |
6 [1.3] À tendre, qu'on tend |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word adiridiry |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |