|
|
|
|

Entry1  adray
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.10] Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany !
Explanations in English  4  [1.2] an expression of fear.
5  [1.7] oh my!, alas! [same as adrey]
Explanations in French  6  [1.3] pour marquer la douleur, la peur : aie ! là là là là !
7  [1.8] tiens ! douleur, crainte : aïe ! [comme adrey]
Examples  8  adray toa zazavavy fantany! [2.499]
9  adray, hoy reniny niteny mafy. [2.470]
10  adray ny fahatairany, nony nahita fa Rasolo irery no nitranga. [2.324]
Other spellings  11  adrey, dray, drey, endrey

Anagrams  12  adary, adray, arida, iadra, irada

Updated on 2020/07/31