Entry | aely (ely) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be scattered, to be disseminated ; [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille [1.8] | ||||||||
Examples | Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao
[2.508] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | aely, elay |
Updated on 2023/01/19 |