Entry | 1 afa-baràka |
Elementary words | 2 afaka, baràka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 afa-boninahitra [Taisaka]
[1.78] 5 very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao 6 Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory 7 Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1] |
Explanations in English |
8 disgraced, dishonoured [1.2] 9 put to shame [1.7] |
Explanations in French |
10 déshonoré [1.3, 1.8] |
Examples |
11 Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [1.62] |
Other spellings | 12 afaboroka |
Synonyms | 13 afa-pofona |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word afa-baràka |
Updated on 2024/08/13 |