Entry | 1 afafy |
Root | 2 fafy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny voa atao fafy: Vary lava no nafafiko taona itsỳ 5 Enti-milaza rano atsipy amin' ny tanana ka mipariaka amin' ny zavatra na olona rehetra manodidina: Rano no nafafin' ny dadabe taminay raha nitso-dranoanay izy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be sown. Used of that which is cast, as the seed. [1.2] |
Examples |
7 Rehefa tsy afafy ny masomboly dia atsatoka. [2.117#] 8 sasany koa ny nonony dia afafy miakatra koa. [1.353#] 9 Tsy vola afafy tany tsy akory ny vola omeina an' i Jesosy. [2.649#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word afafy |
Anagrams | 16 afafy, fiafa, ifafa |
Updated on 2023/01/19 |