Entry | 1 afahirano |
Root | 2 fahirano |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tapahin-drano, sakanana ny lalana rehetra tsy hahazoan' ny hanina hiditra ao an-tanàna |
Explanations in English |
5 [1.2] to be besieged |
Explanations in French |
6 [1.3] À priver d’eau, qu’on assiège |
Examples |
7 Angony ny entanao amin' ny tany, ry ilay afahirano! [2.996] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |