Entry (1/2) | 1 afa-karatsaka |
Elementary words | 2 afaka, haratsaka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny |
Explanations in English |
5 [1.2] [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 afa-karatsaka |
Elementary words | 12 afaka, haratsaka |
Part of speech | 13 locution |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] madio tsara tsy misy romoromony afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana |
Updated on 2024/12/07 |