Entry | 1 afa-pana |
Elementary words | 2 afaka, fana |
Part of speech | 3 adjective |
Vocabulary |
4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka [2.313] |
Examples |
6 Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira [1.280] |
Updated on 2024/08/13 |