Entry | 1 afetsaka |
Root | 2 fetsaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Azera, ahotsaka: Nafetsaky ny orana lahy ny rindrin' ilay tranon-dRabe! 5 Ikapohana: Rotsakazo kely no nafetsako ny adala dia torana izy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be thrown down. [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 afetsaka, atsefaka |
Updated on 2023/01/19 |