Entry | 1 afiafy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) 4 [1.1] [Sakalava] hazo maniry eny amoron-dranomasina |
Explanations in English |
5 [1.2] [Sakalava]
a tree |
Explanations in French |
6 [1.196] (du malais api-api). Avicennia marina (Forsk.) Vierh. (Acanthaceae). Arbre poussant dans l'eau de mer. Réputé médicinal. [Betsimisaraka] 7 [Tanosy] Celtis gomphophylla Baker (Cannabaceae) [Sakalava] |
Vocabulary |
8 Botany: tree |
Synonyms | 9 mantsimpofona |
Scientific name |
|
Quotes | 11 Texts mentioning afiafy |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |