|
|
|
|

Entry1  afindra
Root  2  findra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ovana toerana: Nafindranareo any ambony rihana angaha ilay latabatra teto? [1.1]
Explanations in English  5  to be moved, to be transplanted [1.2, 1.7]
6  to be transcribed. [1.2]
Explanations in French  7  qu'on déplace, qu'on change de place, qu'on transplante [1.8]
Examples  8  Andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117]
9  Antsika telo mianaka ihany anefa ny resaka, fa tsy azonao afindra na amin'iza na amin'iza, hoy Raketamalala. [2.639]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word afindra

Anagrams  17  afindra, fadiran, fandray, fandria, fiandra

Updated on 2023/01/19