Entry | 1 afindrafindra |
Root | 2 findrafindra |
Part of speech | 3 noun |
Allegation |
4 |
Examples |
5 afindrafindra ny toerana anaovana io fihaonana io : indray mandeha atao any Atsimonivato; [2.588#] 6 Toy ny voninkazo ampaniriana amin' ny tavy ny fahaizana tsy mandray faka amin' ny fahalalana ny sata sy fitenin-drazan' ny tena, ka mety harevaka sy ho azo afindrafindra etsy sy eroa, fa tsy hanjary hazobe hihinanam-boa na oviana na oviana. [2.285#] |
Updated on 2024/12/08 |
![]() |