Entry | 1 afofoka |
Root | 2 fofoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Azera, avarina: Nafofony teny alatrano ny entako rehetra 5 Amidy daholo, lanina tanteraka; atao majifa: Tsy nisy hivelomany ka nafofony daholo ny taniny rehetra ~ Nafofony tamin' ny loka ny fananany ~ Loza fa nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra [1.1] |
Explanations in English |
6 to be beaten [1.2] |
Explanations in French |
7 à battre, à précipiter 8 figuré: qu' on vend ou qu’on dépense totalement, qu’on rafle: Nafofony tao ala-trano ny kidorony (Il a jeté sa paillasse hors de la maison) ~ Nafofony ny taniny rehetra (Il a vendu toutes ses terres) ~ Nafofony tamin’ ny toaka ny fananany rehetra (Il a dépensé toute sa fortune en buvant du rhum) ~ Nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra (Les voleurs ont raflé tout ce qu'il avait dans la maison) [1.3#178] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word afofoka |
Updated on 2023/01/19 |