Entry | 1 aforitra |
Root | 2 foritra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alefitra, aketrona: Aforeto ny tanan' akanjonao rehefa hiasa [1.1] |
Explanations in English |
5 to be folded, to be turned down, to be wrapped. [1.2] 6 to be folded, to be bent [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on plie, qu'on replie [1.3, 1.8] 8 qu'on courbe [1.3] |
Examples |
9 Sady henjana izy io nefa azo aforitra ihany koa ka azo folahina tsara amin' izay itia-vantsika azy. [2.445] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 afaritro, aforitra, arafitro, arifatro, faritrao, firaotra, firoatra, ifatraro, rafitrao, rifatrao |
Updated on 2023/01/19 |