Entry | 1 afotitra |
Root | 2 fotitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao mifotitra na mivadika ka ny ambony lasa ambany: Nahoana no afotitrao ny sary [1.1] 5 ohatra a = b; b = a [1.13] |
Explanations in English |
6 to be inverted; to be reviled, to be vilified. [1.2] 7 to be turned end for end [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on met dans un sens opposé, intervertir, unir incestueusement [1.3] 9 qu'on retourne; qu'on met en sens inverse, contraire [1.8] 10 symétrisable ou inversible [1.13] |
Examples |
11 Tapahina ny lohany dia afotitra any amin'ny vodiny. [2.508#] |
Morphology |
|
Anagrams | 16 afatotry, afotitra, fitataro, tafaoitr, tafiotra |
Updated on 2023/01/19 |