|
|
|
|

Entry1  afovoa
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Eo anelanelan' ny zavatra roa na maro: Mipetraha ianao eto afovoan' izy mianaka ~ Raha mijery ny rantsantanana isika, ny fanondroadala no hita eo afovoany
4  Eo amin' ny toerana mitovy elanelana amin' ny manodidina hatraiza hatraiza: Ny tanàna Ramainandro, hono, no eo afovoan' ny Nosy ~ Nanao faribolana ny ankizy ary dia i Soa no natsangany teo afovoany [1.1]
Morphology 
5  Simple :
Synonyms  6  ampovoa
Tables and plates  7  All the adverbs

Updated on 2020/07/31