Entry | 1 Afrikanina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao: Mizara foko maro be ny Afrikanina Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika: Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina |
Explanations in English |
4 [3.1] African, Africans |
Explanations in French |
5 [3.1] Africain, africains, africaine, africaines |
Examples |
6 Any amin’ny firenena afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany [4.27] |
Vocabulary |
7 Geography: countries, people |
Other spellings | 8 afrikana |
Analogs | 9 afrika |
Anagrams | 10 Afrikanina, nikafarany |
Updated on 2020/07/31 |