Entry | 1 ageboka |
Root | 2 geboka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atelina atao telimoka, hanina: Nagebok' ilay ratsy iny ny volako 5 Lanina, rodarodaina: Nageboky ny zanany ny haren-drainy [1.1] |
Explanations in French |
6 Qu'on gobe, qu'on attrape, qu'on retient: Nageboky ny mpivarotra toaka ny volako (Le marchand de rhum m'a attrapé tout mon argent) [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ageboka, goakabe |
Updated on 2023/01/19 |