Entry | 1 ahantona |
Root | 2 hantona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy; akiraviravy; akirazorazo: Ahantony kely ny satroko ~ Taloha nahantona no famonoana ny olona voaheloka ho faty 5 Atsahatra, aato: Nahantona kely aloha ny raharaha [1.1] |
Explanations in English |
6 to be hung or suspended; to be hanged [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on pend, qu'on suspend [1.8] |
Examples |
8 dia ahantona eo amin' ny talaom-varavarambe. [2.857#] 9 ny rambony kosa dia ahantona ao ambonin' ny maty. [2.436#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word ahantona |
Anagrams | 16 ahantona, tananaho, tohanana |
Updated on 2023/01/19 |