Entry | 1 ahaona |
Root | 2 haona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao izay hifanenany, asaina mifanatrika: Nahaona ny an-kilany sy ny an-daniny teny amin' ny fitsarana 5 akambana, ampiadina, atambatra, avitrana: Ahaony ireo hazo roa ireo [1.1] |
Explanations in English |
6 used of the persons made to meet. [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ahaona, ahoana, anahao, anoaha |
Updated on 2023/01/19 |