Entry | 1 ahaotra |
Root | 2 haotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina mihaotra, na mikiky amin' ny hoho ny faritra mangidihidy amin' ny tena: Kifafa kely no ahaotran' i Nenibe ny lamosiny fa tsy takany [1.1] |
Explanations in French |
5 avec quoi on gratte [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 ahaotra, aharato, ahoatra, aohatra, raha toa, taoraha |
Updated on 2020/07/31 |