Entry | 1 ahemotra |
Root | 2 hemotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao mihemotra, akisaka: Nahemotra ny fivoriana [1.1] |
Explanations in English |
5 to be put back , to be withdrawn. [1.2] 6 to be drawn back; to be postponed [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on recule, retenu, qu'on renvoie à plus tard: Nahemotra ny fanadinana (L'examen a été renvoyé à plus tard) [1.3] 8 qu'on fait reculer; qu'on renvoie à plus tard [1.8] |
Examples |
9 ary tsy afaka ahemotra intsony ny hidy lehibe. [1.38] 10 Amin’ny firenena demokratika iray, dia tsy azo ahemotra ny fifidianana raha tsy misy toe-javatra tsy azo ihoarana (ady, loza voajanahary) tsy ahafahana mikarakara ny fandatsaham-bato. [4.27] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 ahemotra, ametraho, hamoreta, hamotera, mahatero |
Updated on 2023/01/19 |