Entry | 1 ahevaheva |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka |
Explanations in French |
4 [1.3#241] à suspendre, à élever au-dessus |
Examples |
5 [2.996#04.008.015] Dia hodiovinao toy izany izy ka haterinao ho fanatitra ahevaheva; |
Root | 6 hevaheva |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |