Entry | 1 aheza |
Root | 2 heza |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina maneza na manamboatra ny landy mba handaitra tsara ny loko atao aminy: Ranona vatofosa mena taho no matetika aheza ny landy anaovana lambamena [1.1#34] |
Explanations in French |
5 avec quoi on donne le mordant dans la teinture de la soie [1.3#243] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 aheza, haeza |
Updated on 2023/01/19 |